Easy Ride
Dia ao anatin'ny minitra vitsy
Moto, tuk-tuk na fiara. Jereo ny vidiny alohan'ny handehanana, araho eo amin'ny sarintany ny mpamily ary zarao amin'olona itokisanao ny dianao.
- Hita ny vidiny alohan'ny famandrihana
- Anaran'ny mpamily, fiara ary laharana
- Izao na amin'ny fotoana hafa